Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 31:12 Malagasy Bible (MG1865)

dia niainga ny lehilahy mahery rehetra ka nandeha mandritra ny alina ary naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany teo amin'ny màndan'i Beti-sana; ary tonga tao Jabesy izy ka nandoro azy tao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 31

Jereo 1 Samoela 31:12 amin'ny teny manodidina.