Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 30:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin'izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin'Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao na hanolotra ahy ho eo an-tànan'ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin'izany jirika izany aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:15 amin'ny teny manodidina.