Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 3:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Ely tamin'i Samoela: Andeha mandry ihany; ary raha tàhiny miantso anao Izy, dia valio hoe: Mitenena, Jehovah ô; fa mihaino ny mpanomponao. Dia lasa Samoela nandry tao amin'ny fandriany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:9 amin'ny teny manodidina.