Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah niantso azy indray hoe: Ry Samoela! Dia nifoha Samoela ka nankao amin'i Ely ary nanao hoe: Inty aho, fa niantso ahy ianao. Fa hoy izy: Tsy niantso aho, anaka; andeha mandry ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:6 amin'ny teny manodidina.