Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany andro izany, raha nandry tao amin'ny fandriany Ely (efa pahina ny masony, ka tsy nahita izy),

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:2 amin'ny teny manodidina.