Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 3:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitombo Samoela, sady nomba azy Jehovah, ka tsy nisy navelany ho raraka an-tany ny teniny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:19 amin'ny teny manodidina.