Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 3:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nandry Samoela mandra-pahamarain'ny andro, dia namoha ny varavaran'ny tranon'i Jehovah izy. Ary Samoela natahotra hilaza ny fahitana tamin'i Ely.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:15 amin'ny teny manodidina.