Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 29:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Akisy namaly an'i Davida hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin'Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan'ny Filistina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 29

Jereo 1 Samoela 29:9 amin'ny teny manodidina.