Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 29:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Akisy niantso an'i Davida ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, marina ianao, sady sitrako ny iarahanao miditra sy mivoaka amiko eto an-toby, fa tsy hitako izay tsininao hatrizay nahatongavanao teto amiko ka mandraka androany; nefa kosa tsy sitrak'ireo andriana ireo ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 29

Jereo 1 Samoela 29:6 amin'ny teny manodidina.