Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 28:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ravehivavy nanana zanak'omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy, dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:24 amin'ny teny manodidina.