Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 28:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nankao amin'i Saoly ravehivavy ka nahita azy ory indrindra, dia nanao taminy hoe: Indro, ny ankizivavinao nihaino ny feonao, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nihaino ny teninao izay nolazainao tamiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:21 amin'ny teny manodidina.