Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 27:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitoetra tao amin'i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban'ny ankohonany avy, ary Davida mbamin'ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin'i Nabala.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 27

Jereo 1 Samoela 27:3 amin'ny teny manodidina.