Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 27:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy nisy novelomin'i Davida ho entiny any Gata, na lehilahy na vehivavy; fa hoy izy: Andrao izahay lazainy hoe: Toy izany no nataon'i Davida, ary toy izany no fanaony tamin'ny andro rehetra nitoerany tany amin'ny tanin'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 27

Jereo 1 Samoela 27:11 amin'ny teny manodidina.