Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 26:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niainga Davida ka tonga teo amin'ny nitobian'i Saoly; ary hitan'i Davida izay nandrian'i Saoly sy Abnera, zanak'i Nera, komandin'ny miaramilany; fa Saoly nandry teo anatin'ny sehatra-sariety, sady nitoby nanodidina azy ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:5 amin'ny teny manodidina.