Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 26:20 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aza avela ho latsaka amin'ny tany lavitra an'i Jehovah ny rako; fa ny mpanjakan'ny Isiraely nivoaka nitady parasy iray, tahaka ny manenjika tsipoy eny an-tendrombohitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:20 amin'ny teny manodidina.