Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 26:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary fantatr'i Saoly ny feon'i Davida ka hoy izy: Feonao moa izany, ry Davida zanako? Ary hoy Davida: Feoko tokoa, ry mpanjaka tompoko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:17 amin'ny teny manodidina.