Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 26:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Davida: Raha velona koa Jehovah, dia aoka Jehovah no hamely azy; na ho tonga ny androny, ka ho faty izy; na hirotsaka ho amin'ny ady izy, ka any no hahafaty azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:10 amin'ny teny manodidina.