Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 25:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony maraina, ka afaka ny hamamoan'i Nabala, dia nambaran'ny vavy taminy izany zavatra izany, ka dia matihena ny fony ka tonga tahaka ny vato.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:37 amin'ny teny manodidina.