Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 25:3 Malagasy Bible (MG1865)

Nabala no anaran-dralehilahy; ary Abigaila no anaran'ny vavy; vehivavy hendry sady tsara tarehy izy; fa ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin'izay ataony; ary isan'ny taranak'i Kaleba izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:3 amin'ny teny manodidina.