Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 25:25 Malagasy Bible (MG1865)

Masìna ianao, aoka ny tompoko tsy hisaina io Nabala lehilahy tena ratsy fanahy io, fa araka ny anarany ihany no toeny; Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy; fa izaho ankizivavinao, tompoko, tsy mba nahita ny zatovo nirahinao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:25 amin'ny teny manodidina.