Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 24:6 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nony efa vita izany, dia namely an'i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin'ny kapôtin'i Saoly,

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:6 amin'ny teny manodidina.