Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 24:16 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka Jehovah no ho mpitsara, ka dia hitsara ahy sy ianao ary hijery sy handahatra ho ahy ka hanafaka ahy amin'ny tananao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:16 amin'ny teny manodidina.