Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 23:28 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niverina Saoly tamin'ny nanenjehany an'i Davida ary nandeha niady tamin'ny Filistina; ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe: Sela-hamalekota.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:28 amin'ny teny manodidina.