Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 23:23 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izahao sy fantaro tsara ny fierena rehetra izay iereny, dia miverena etỳ amiko indray hilaza marimarina, ary izaho dia hiaraka aminareo; koa raha mitoetra amin'ny tany izy, dia hotadiaviko eran'ny arivon'i Joda rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:23 amin'ny teny manodidina.