Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 23:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy Jehovah tamin'i Davida: Mandehana, asio ny Filistina, ka vonjeo Keila.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:2 amin'ny teny manodidina.