Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Doega: Mihodina ianao, ka asio ny mpisorona. Ary Doega Edomita nihodina ka namely ny mpisorona, dia nahafaty olona dimy amby valo-polo izay nisalotra efoda rongony fotsy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:18 amin'ny teny manodidina.