Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Ahimeleka namaly ny mpanjaka hoe: Iza moa amin'ny mpanomponao rehetra no mba mahatoky tahaka an'i Davida, izay vinanton'ny mpanjaka sady mpanolo-tsaina anao sy malaza ao an-tranonao?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:14 amin'ny teny manodidina.