Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka dia naniraka naka an'i Ahimeleka mpisorona, zanak'i Ahitoba, sy ny tarana-drainy rehetra, izay mpisorona, tao Noba; ka dia tonga tany amin'ny mpanjaka izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:11 amin'ny teny manodidina.