Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Mandehana soa aman-tsara; fa efa nianiana tamin'ny anaran'i Jehovah isika roa lahy hoe: Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao ary amin'ny taranako sy ny taranakao mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:42 amin'ny teny manodidina.