Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:34 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana niala teo amin'ny latabatra Jonatana, sady nirehitra ny fahatezerany, ka tsy nihinan-kanina izy tamin'ny ampitson'ny tsinam-bolana; fa nalahelo an'i Davida izy, satria nomen-drainy henatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:34 amin'ny teny manodidina.