Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'ilay noresahintsika, dia izaho sy ianao, indro, Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:23 amin'ny teny manodidina.