Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:13 Malagasy Bible (MG1865)

dia hataon'i Jehovah toy izany anie Jonatana, eny, mihoatra noho izany aza; fa raha kasain'ny raiko kosa ny hanisy ratsy anao, dia hambarako aminao izany, ka halefako ianao mba handehananao soa aman-tsara; ary homba anao tahaka ny tamin'ny raiko anie Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:13 amin'ny teny manodidina.