Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 2:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Izaho hanangana mpisorona mahatoky ho Ahy, izay hanao araka ny ato am-poko sy ato an-tsaiko; ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan'ny voahosotro mandrakizay izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:35 amin'ny teny manodidina.