Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 2:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hahita ny manjo ny fonenako ianao na inona na inona soa omena ho an'ny Isiraely, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra amin'ny taranakao mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:32 amin'ny teny manodidina.