Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nisy olona nanao taminy hoe: Hodorana aloha ny sabora, dia amin'izay vao halainao izay sitraky ny fonao, dia novaliany hoe: Tsia; fa omeo ankehitriny izao ihany; fa raha tsy izany, dia halaiko an-keriny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:16 amin'ny teny manodidina.