Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 19:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nisy nanambara izany tamin'i Saoly, dia naniraka olon-kafa izy, ary ireo koa dia mba naminany. Ary Saoly naniraka olonkafa indray fanintelony, nefa naminany ihany koa ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 19

Jereo 1 Samoela 19:21 amin'ny teny manodidina.