Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 19:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Saoly nihendry hamely an'i Davida tamin'ny lefona, ka hataony miboroaka mihatra amin'ny rindrina; fa izy nisoroka niala teo anatrehan'i Saoly, ka ny rindrina no voan'ny lefona; dia nandositra Davida ka afaka tamin'iny alina iny ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 19

Jereo 1 Samoela 19:10 amin'ny teny manodidina.