Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:55 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nahita an'i Davida nandeha hiady tamin'ny Filistina Saoly, dia hoy izy tamin'i Abnera, komandin'ny miaramila: Ry Abnera, zanak'iza moa iny zaza iny? Ary hoy Abnera: Raha velona koa ny ainao, ry mpanjaka, tsy fantatro velively.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:55 amin'ny teny manodidina.