Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisatroka fiarovan-doha varahina izy, ary niakanjo fiarovan-tratra, ka ny lanjan'ny akanjony varahina dia dimy arivo sekely.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:5 amin'ny teny manodidina.