Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:45 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy kosa Davida tamin'ilay Filistina: Hianao manatona ahy amin'ny sabatra sy ny lefona ary ny lefom-pohy; fa izaho kosa manatona anao amin'ny anaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny miaramilan'ny Isiraely, Izay efa nohaikainao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:45 amin'ny teny manodidina.