Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:40 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitondra ny tehiny teny an-tànany izy sady nifidy vato kilonjy dimy tao amin'ny lohasahan-driaka, ka nataony tao anatin'ny kitapo fitondran'ny mpiandry ondry, izay teny aminy, ary ny antsamotadiny koa teny an-tànany; dia nanatona ilay Filistina izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:40 amin'ny teny manodidina.