Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Davida; Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny tanan'ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin'ny tanan'io Filistina io. Dia hoy Saoly tamin'i Davida; Mandehana, ary homba anao anie Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:37 amin'ny teny manodidina.