Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Eliaba zokiny nandre azy niteny tamin'ny olona dia nirehitra tamin'i Davida ny fahatezerany, ka hoy izy: Nahoana ianao no midina etỳ? Ary amin'iza moa no namelanao ireny ondry vitsy ireny any an-efitra? fantatro ny avonavonao sy ny faharatsian'ny fonao, fa hizaha ny ady no idinanao etỳ.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:28 amin'ny teny manodidina.