Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifoha maraina koa Davida ka namela ny ondriny hotandreman'olona, ary naka ny entany izy ka lasa nandeha araka ny nandidian'i Jese azy; ary tonga teo amin'ny sehatra-sariety izy; ary ny antokon'ny miaramila izay efa hivoaka hilahatra dia nanakora hiady tamin'izay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:20 amin'ny teny manodidina.