Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 16:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Jehovah tamin'i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon'ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin'ny olona no fijerin'i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:7 amin'ny teny manodidina.