Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 15:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Saoly sy ny olona tsy namono an'i Agaga sy izay tsara indrindra tamin'ny ondry aman'osy sy ny omby sy ny mifahy sy ny zanak'ondry ary izay tsara rehetra, fa tsy foiny ho naringana ireny; fa ny ratsy rehetra sy izay tsy tiany kosa dia naringany ihany avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:9 amin'ny teny manodidina.