Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 15:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Saoly: Avy tany amin'ny Amalekita no nitondrany ireny, fa ny olona namela izay ondry aman'osy sy omby tsara indrindra mba hovonoina hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao, fa ny sisa dia naringanay ihany avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:15 amin'ny teny manodidina.