Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 14:40 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy kosa izy tamin'ny Isiraely rehetra: Hianareo no aoka ho an-daniny, ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-daniny. Ary hoy ny vahoaka tamin'i Saoly: Ataovy izay sitrakao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:40 amin'ny teny manodidina.