Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 14:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan'ny hadilanana izay nitadiavan'i Jonatana hankanesana ao amin'ny miaramilan'ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran'ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran'ny anankiray kosa Sene.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:4 amin'ny teny manodidina.