Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 14:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely izay niery tany amin'ny tany havoan'i Efraima, raha nandre ny nandosiran'ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:22 amin'ny teny manodidina.